par Nampoina | Juil 17, 2026 | Fiara
Manana fiara ny tena, ary rehefa teny amin’ny arabe teny dia nosakanan’ny polisy mpisava papier. Gaga aho rehefa nanazava izy hoe tokony handoa « Droit de stationnement » eny amin’ny commune hono aho raha mipetraka eto Toamasina. Tsy fantatro...